Joany, Mpialoha làlana, Mpaminany sy Mpanao batemy

Laharana 724 amin’ny Katesizy

Ao amin’i Maria no ampisehoan’ny Fanahy Masina ny Zanaky ny Ray manjary Zanaky ny Virjiny. Izy no ilay Kirihitra nirehitra manambara ny Fisehoan’Andriamanitra tanteraka : feno ny Fanahy Masina izy, dia nampiseho ilay Teny tao anatin’ny fanetren-tenan’ny nofony, sy nampahalala Azy tamin’ireo Mahantra[91] sy tamin’ireo santatry ny firenena[92].

Loharano ôfisialy ↗