Ny fiandrasana ny Mesia sy ny Fanahiny

Laharana 713 amin’ny Katesizy

Voambara indrindra ao amin’ireo hiran’ny Mpanompo[73], ny soritsoritry ny toetran’ilay Mesia. Ireo hira ireo no milaza ny hevitry ny fijalian’i Jesoa, sy manondro araka izany ny fomba handrotsahany ny Fanahy Masina hamelon’ aina ny be sy ny maro : tsy avy ety ivelany, fa amin’ny fiandaniana “ny fomban’ny maha-mpanompo” antsika (Filip 2,7). Amin’ny itondrany ao Aminy ny fahafatesantsika, no ahafahany mampita amintsika ny Fanahin’ny fiainan’ny tenany.

Loharano ôfisialy ↗