Tamin’ny fahariana
Laharana 704 amin’ny Katesizy
“Fa ny amin’ny olombelona, dia tamin’ny tanan’Andriamanitra ihany [izany hoe ny Zanaka sy ny Fanahy Masina] no nanamboarany azy (…) ary ny endriny ihany no nosoritany teo amin’ilay nofo namboarin’ny tanany, ka na izay hita maso aza, dia mitondra ny endrik’Izy Andriamanitra”[55].