III. Hevitra sy herim-pamonjen’ny Fitsanganan-ko velona

Laharana 658 amin’ny Katesizy

I Kristy, “voalohan-teraka tamin’ny maty” (Kôl 1,18), no fototra iorenan’ny fitsanganantsika ho velona, manomboka izao, amin’ny fanamarinana ny fanahintsika[574], ary any aoriana any, amin’ny famelomana ny vatantsika[575].

Loharano ôfisialy ↗