Nanabe an’i Israely vahoakany Andriamanitra

Laharana 63 amin’ny Katesizy

I Israely no vahoaka mpisoron’Andriamanitra[43], ilay “mitondra ny anaran’ny Tompo” (Det 28,10). Izy no vahoaka amin’ireo “izay voalohany nitenenan’ Andriamanitra”[44], ilay “zoky lahimatoa” amin’ny finoan’i Abrahama[45].

Loharano ôfisialy ↗