II. … naterak’i Maria Virjiny
Laharana 487 amin’ny Katesizy
Izay inoan’ny finoana katôlika momba an’i Maria, dia miorina eo ambonin’izay inoany momba an’i Kristy, nefa izay ampianariny ny amin’i Maria, dia manazava kosa indray avy eo ny finoany an’i Kristy.