IV. Ny olombelona tao am-Paradisa

Laharana 383 amin’ny Katesizy

“Tsy noarìn’Andriamanitra hanirery ny olombelona : hatrany am-piandohana, dia “lehilahy sy vehivavy no nahariany azy ireo”(Jen 1,27); ny fikambanan’izy ireo no manatanteraka ny endrika voalohan’ny fiombonana eo amin’ny samy olombelona”[271].

Loharano ôfisialy ↗