IV. Ny olombelona tao am-Paradisa

Laharana 382 amin’ny Katesizy

“Vatana amam-panahy iray tsy mivaky”[270] ny olombelona. Antitranterin’ ny fitambaram-pampianaram-pinoana fa ny fanahy maha-olona, izay fanahy tsy mety maty, dia noarìn’Andriamanitra teo no eo avy hatrany.

Loharano ôfisialy ↗