II. Ny tontolo hita maso

Laharana 351 amin’ny Katesizy

Manotrona an’i Kristy Tompony ny anjely. Manampy Azy manokana izy ireo amin’ny fanatanterahana ny fanirahana maha-mpamonjy ny olombelona Azy.

Loharano ôfisialy ↗