II. Ny tontolo hita maso

Laharana 350 amin’ny Katesizy

.Ny anjely dia zavaboary fanahy izay manome voninahitra an’Andriamanitra tsy an-kijanona, ary manatanteraka ny fandaharany amin’ny zavaboary hafa : “Ny anjely dia mandray anjara amin’izay rehetra soa sy tsara ho antsika”[229].

Loharano ôfisialy ↗