Paragrafy 5. Ny lanitra sy ny tany

Laharana 325 amin’ny Katesizy

Manambara ampahibemaso ny Sembolin’ny apôstôly fa Andriamanitra  no “Mpahary ny lanitra sy ny tany”[178], ary milaza mazava ny Sembolin’i  Nicée-Constantinople fa : “… ny tontolon’ny zava-drehetra na ny hita maso na ny tsy hita maso”[179].

Loharano ôfisialy ↗