Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy

Laharana 322 amin’ny Katesizy

Taomin’i Kristy isika ho amin’ny fahatokian-janaka amin’ny fitahian’ ny Raintsika any an-danitra[176], ary averin’i Md Piera apôstôly izany : “Ankino Aminy ny tebitebinareo rehetra, fa Izy no miahy anareo” (1 Pi 5,7)[177].

Loharano ôfisialy ↗