Ny fitahian’Andriamanitra sy ny fanafintohinan’ny ratsy
Laharana 321 amin’ny Katesizy
Ny Fitahian’Andriamanitra, dia tsy inona fa ny fandaharana amam-pandaminana izay itondrany amim-pahendrena sy amim-pitiavana ny zavaboary rehetra hatrany amin’ny tanjom-piafaràn’izy ireo.