Ny misterin’ny toa fahalemen’Andriamanitra

Laharana 277 amin’ny Katesizy

Maneho ny maha-Mahefa ny zavatra rehetra Azy Andriamanitra amin’ ny fampibebahana antsika amin’ny fahotantsika sy amin’ny famerenana antsika ho ao amin’ny fitiavany amin’ny alalan’ny fahasoavana : “Andriamanitra ô, ny maharitra sy mamindra fo no ampisehoanao ny porofo fara tampon’ny herinao mahefa …”[116].

Loharano ôfisialy ↗