Ny misterin’ny toa fahalemen’Andriamanitra

Laharana 275 amin’ny Katesizy

Miaraka amin’i Jôba, ilay olomarina, no iekentsika hoe : “Fantatro fa Mahefa ny zavatra rehetra Ianao : vitanao ny manatanteraka izay heverinao” (Jôba 42,2).

Loharano ôfisialy ↗