Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana

Laharana 2693 amin’ny Katesizy

Ireo toe-panahy samihafa manentana ny kristianina dia mandray anjara amin’ny lovam-pampianarana velona momba ny fivavahana sy mpitarika tsara tokoa ho amin’ny fiainam-panahy.

Loharano ôfisialy ↗