Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana
Laharana 2692 amin’ny Katesizy
Amin’ny fivavahany, ny Fiangonana mivahiny eto an-tany dia mikambana amin’ny Fiangonan’ireo olomasina izay italahoany fanelanelanana.