Ny Tenin’Andriamanitra
Laharana 2654 amin’ny Katesizy
Ireo Ray am-panahy, amin’ny fivoasana ny Mt 7,7, dia mamintina toy izao ny fahavononan’ny fo velomin’ny Tenin’Andriamanitra rahefa mivavaka : “Mitadiava ianareo eo am-pamakian-teny, fa hahita ianareo eo am-pandinihana ; dondòny eo am-pivavahana, fa ho vohaina varavarana ianareo amin’ny alalan’ny fibanjinana”[5].