Ny loharanon’ny fivavahana
Laharana 2652 amin’ny Katesizy
Ny Fanahy Masina no “ilay rano velona” izay miboiboika hatrany amin’ ny Fiainana mandrakizay[3], ao anatin’ny fo mivavaka. Izy no mampianatra antsika handray Izany ao amin’ny Tenan’ilay Loharano, dia i Kristy. Ary, ao amin’ny fiainana kristianina dia misy fantsakàna izay iandrasan’i Kristy antsika mba hisotroantsika ny Fanahy Masina :