Ny fahadiovan-toetra tsy misy tomika ny olona

Laharana 2342 amin’ny Katesizy

Tsanganasa lavitr’ezaka ny fifehezan-tena. Tsy azo heverina na oviana na oviana fa ho azo indray maka ihany izy. Mitaky ezaka miverimberina eo amin’ny fotoana rehetra iainana izy[11]. Mety ho mafimafy kokoa ny ezaka takìny amin’ny vanim-potoana sasany, toy izany rahefa tonga ny fotoana iforonan’ny toetra maha-izy ny tsirairay mandritra ny fahazazana sy ny fahatanorana.

Loharano ôfisialy ↗