Ny fiarovan-tena eken’ny lalàna

Laharana 2263 amin’ny Katesizy

Tsy maningana amin’ny fandraràna ny famonoan’olona tsy manan-tsiny, izay anisan’ny famonoan’olona an-tsitrapo, ny fiarovan-tena eken’ny lalàna ho an’ny olona sy ho an’ny fiaraha-monina. “Vokatra anankiroa no ateraky ny asa fiarovan-tena : fitsimbinana ny ain’ny tena ny iray, fahafatesan’ilay mpamely ny iray hafa[39]. (…)  Ny iray voalohany ihany no azo iniana hatao, fa ny anankiray faharoa kosa tsy azo iniana hatao”[40].

Loharano ôfisialy ↗