II. Manambara ny anarany Andriamanitra

Laharana 204 amin’ny Katesizy

Nanambara ny Tenany miandalana sy tamin’ny anarana samihafa tamin’ny vahoakany Andriamanitra, kanefa ny fanambaràn’Andriamanitra ny anarany  tamin’i Môizy fony Izy niseho taminy teo amin’ny kirihitra nirehitra, fiandohan’ny Eksaody sy ny fanekem-pihavanana teo Sinaia, no nampiharihary ny fanambaràna fototra ho an’ny Fanekem-pihavanana Taloha sy Vaovao.

Loharano ôfisialy ↗