Ny Sembolin’ny finoana

Laharana 195 amin’ny Katesizy

Ny Semboly antsoina hoe Nicée-Constantinople, izay  manana ny fahefany lehibe noho izy navoaka avy tamin’ireo Kônsily ekiomenika  roa voalohany (taona 325 sy 381). Mbola iombonana izany mandraka ankehitriny, ao amin’ireo Fiangonana lehibe rehetra any Atsinanana sy any Andrefana.

Loharano ôfisialy ↗