V. Ny fihanaky ny fahotana

Laharana 1872 amin’ny Katesizy

Asa manohitra ny saina ny fahotana. Mandratra ny toetra maha- olombelona izy, ary manimba ny firaisan-kinan’ny olombelona.

Loharano ôfisialy ↗