V. Ny fihanaky ny fahotana
Laharana 1871 amin’ny Katesizy
Ny atao hoe fahotana dia : “teny, asa na faniriana manohitra ny lalàna mandrakizay”[50]; fanalam-baraka an’Andriamanitra ; fitsanganan-kanohitra an’Andriamanitra amin’ny tsy fanekena, manohitra ny faneken’i Kristy.