Ny Sembolin’ny finoana
Laharana 185 amin’ny Katesizy
Izay miteny hoe “Izaho mino”, dia milaza hoe “Izaho mifikitra amin’izay inoantsika”. Ny fiombonam-pinoana dia ilana fiteny iombonana ilazana ny finoana, mametra-pitsipika ho an’ny rehetra ary mampiray ao amin’ny fiekem-pinoana iray ihany.