III. Ny fanomezana sy ny vokatry ny Fanahy Masina

Laharana 1844 amin’ny Katesizy

Amin’ny alalan’ny fitiavana no itiavantsika an’Andriamanitra mihoatra noho ny zavatra rehetra, sy itiavantsika ny namantsika tahaka ny tenantsika, noho ny fitiavana an’Andriamanitra. Ny fitiavana no “fehin’ny hatsaram-panahy rehetra” (Kôl 3,14) sy endriky ny herim-panahy rehetra.

Loharano ôfisialy ↗