III. Ny fanomezana sy ny vokatry ny Fanahy Masina
Laharana 1843 amin’ny Katesizy
Amin’ny alalan’ny fanantenana no aniriantsika sy iandrasantsika amim-pitokiana mafy avy amin’Andriamanitra, ny fiainana mandrakizay sy ny fahasoavana hahamendrika izany.