Ny finoana

Laharana 1815 amin’ny Katesizy

Mitoetra ao amin’izay tsy manota amin’ny finoana ny fanomezam-pinoana[8]. Kanefa “maty ny finoana tsy arahin’asa” (Jak 2,26) : ny finoana tsy miaraka amin’ny fanantenana sy ny fitiavana, dia tsy mampiray manontolo ny mpino amin’i Kristy ary tsy hahatonga azy ho rantsambatana velon’ny Vatany.

Loharano ôfisialy ↗