II. Firehetam-po sy fiainana ara-môraly
Laharana 1773 amin’ny Katesizy
.Amin’ireo firehetam-po, toy ireo fihetsi-pahatohinana, dia tsy misy hoe tsara na ratsy ara-môraly. Kanefa arakaraka ny iankinan’ireny na tsia amin’ny saina sy ny sitrapo no maha-tsara azy na maha-ratsy azy ara-môraly.