II. Firehetam-po sy fiainana ara-môraly

Laharana 1772 amin’ny Katesizy

Ireto no firehetam-po lehibe indrindra : ny fitiavana sy ny fankahalana, ny faniriana sy ny fahatahorana, ny hafaliana, ny alahelo ary ny fahatezerana.

Loharano ôfisialy ↗