I. Ny firehetam-po

Laharana 1764 amin’ny Katesizy

Ireo firehetam-po no singafototry ny toetra maha-izy ny fiasan’ny sain’ olombelona ; ireo no mamolavola ny foto-piovàna sy manamafy orina ny fifamatoran’ny fiainam-pahatohinana sy ny fiasan’ny saina. Ny Tompontsika dia manondro ny fon’ny olombelona ho toy ny loharano izay avy ao no ipoiran’ny fihetsik’ireo firehetam-po[59].

Loharano ôfisialy ↗