III. Ny hasambarana kristianina

Laharana 1729 amin’ny Katesizy

Mamaritra ireo mari-pitsaràna ahaizana manavaka amin’ny fampiasana ny haren’ny tany mifanaraka amin’ny Lalànan’Andriamanitra, ny hasambaran’ny lanitra.

Loharano ôfisialy ↗