III. Ny hasambarana kristianina

Laharana 1728 amin’ny Katesizy

Mametraka antsika eo anoloan’ny safidy hentitra momba ny haren’ny tany ireo hasambarana notorin’i Kristy ; mandio ny fontsika ireo mba hianarantsika mitia an’Andriamanitra mihoatra noho ny zavatra rehetra.

Loharano ôfisialy ↗