Ny fanokanan-tena ho virjiny ho an’ny Fanjakan’ny lanitra
Laharana 1619 amin’ny Katesizy
Ny fanokanan-tena ho virjiny ho an’ny Fanjakan’ny lanitra dia fivelaran’ ny fahasoavan’ny Batemy, famantarana mahery izay maneho ny fahambonian’ny fifamatorana amin’i Kristy, amin’ny fiandrasana amin-kafanam-po ny fiverenany, famantarana izay mampahatsiaro koa fa zava-misy eo amin’ny fiainana mandalo ny fanambadiana[130].