Ny fahasoavan’ny Fanahy Masina
Laharana 1588 amin’ny Katesizy
Raha ny amin’ny Diakra, “ny fahasoavana ara-tsakramenta no manome azy ireo ny hery ilaina hanompoana ny Vahoakan’Andriamanitra amin’ny "asa fanompoana" amin’ny litorzia, ny teny ary ny fifankatiavana, amin’ny fiombonana amin’ny Eveka sy ny fivondronan’ny Pretrany”[87].