VII. Ny Eokaristia – “antoky ny voninahitra ho avy”
Laharana 1414 amin’ny Katesizy
.Amin’ny maha-sorona ny Eokaristia, dia atolotra koa izy ho fanonerana ny fahotan’ny velona sy ny nodimandry, ary mba hahazoana avy amin’Andriamanitra ny soa ara-panahy na ara-nofo.