V. Ny mpandraharaha masin’ny Fankaherezana

Laharana 1314 amin’ny Katesizy

Raha misy kristianina iray eo ambavahoanan’ny fahafatesana, rahefa Pretra dia afaka manome azy ny Fankaherezana[147]. Satria, irin’ny Fiangonana mba tsy hisy na iray aza amin’ireo zanany, na mbola zaza bitika aza, hiala amin’ity tany ity tsy nolavorarian’ny Fanahy Masina miaraka amin’ny fanomezana ny hafenoan’i Kristy.

FAMINTINANA

Loharano ôfisialy ↗