Marika ara-panahy tsy maty vonoina …

Laharana 1275 amin’ny Katesizy

. Tanteraka amin’ny fitambaran’ny sakramenta telo ny firosoana ho kristianina : ny Batemy izay fiantombohan’ny fiainam-baovao ; ny Fankaherezana izay fanamafisana orina an’izany ; ary ny Eokaristia izay mamelona ny mpianatra amin’ny Vatana aman-dRan’i Kristy mba hanova ny fiainany ho fiainan’i Kristy.

Loharano ôfisialy ↗