III. Ny Fanahy Masina, mpivaofy ny Soratra Masina

Laharana 114 amin’ny Katesizy

3. Tandremana “ny fifanahafam-pinoana”[109]. Ny antsoina hoe “fifanahafam-pinoana”, dia ny firaisan’ny marina rehetra momba ny finoana amin’izy samy izy sy amin’ny fikasana manontolo iompanan’ny Fanambaràna.

Loharano ôfisialy ↗