Jesoa Kristy
Laharana 34
- 452 IV. Tompo “ Andriamanitra mamonjy ” no dikan’ny anarana hoe Jesoa. Ny zaza naterak’i Maria Virjiny dia antsoina hoe “ Jesoa ” , “ fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin’ny fahotan’izy …
- 453 IV. Tompo “ Voahosotra ” , “ Mesia ” no dikan’ny anarana hoe Kristy. I Jesoa no Kristy, satria “ Andriamanitra no nanosotra Azy tamin’ny Fanahy Masina sy ny hery ” (Asa 10,38). Izy …
- 454 IV. Tompo Ny anarana hoe Zanak’Andriamanitra dia mampahafantatra ny fifandraisana tsy manam-paharoa sy mandrakizay eo amin’i Jesoa-Kristy sy Andriamanitra Rainy : Izy no Zanaka Lahitokan’ny Ray [72] sady Andriamanitra rahateo ihany [73] . Ny …
- 455 IV. Tompo Manambara ny fahefana ambony indrindra an’Andriamanitra ny anarana hoe Tompo. Ny miaiky na ny miantso an’i Jesoa ho Tompo, dia ny mino ny maha-Andriamanitra Azy. “ Tsy misy afa-milaza hoe " i …