Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2066
Ny Didy folo ao amin’ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana
Ny fitsinjarana sy ny fanisian-daharana ny didy folo dia niovaova teny am-pamakivakiana ny tantara. Ity katesizy ity no manaraka ny fizaràn’ny didy naraikitr’i Md Augustin sy tonga lovam-pampianarana ao amin’ny Fiangonana katôlika. …
→
-
2067
Ny Didy folo ao amin’ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana
Lazain’ireo didy folo ny fiambezoana ny fitiavana an’Andriamanitra sy ny namana. Miompana bebe kokoa amin’ny fitiavana an’Andriamanitra ny telo voalohany, ary amin’ny fitiavana ny namana ny fito hafa. Tahaka ny fitiavana, misy …
→
-
2068
Ny Didy folo ao amin’ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana
Mampianatra ny Kônsily tao Trente fa mandidy ny kristianina ireo didy folo ary mbola voadidy hitandrina an’ireo ny olona nohamarinina [18] . Ary manantitrantitra izany ny Kônsily Vatikana II hoe : “Ny …
→
-
2069
Ny maha-iray ny Didy folo
Iray tsy mivaky ny Didy folo. Ny “teny” (“didy”) tsirairay ao amin’ireo didy folo dia mifandray hevitra amin’ny didy tsirairay hafa sy amin’ny didy manontolo ; mifampiankina izy ireo. Mifanazava ny Takela-bato …
→
-
2070
Ny Didy folo sy ny lalàna voa-Janahary
Anisan’ny fanambaràn’Andriamanitra ireo didy folo, sady mampianatra antsika koa ny tena maha-olombelona marina ny olombelona. Manazava ireo adidy fototra izy ireo, izay raha tsy nolazaina mivantana aza, dia tsy inona fa ireo …
→
-
2071
Ny Didy folo sy ny lalàna voa-Janahary
Nambaran’Andriamanitra ny baikon’ny Didy folo na dia takatry ny saina fotsiny izao aza. Nila izany fanambaràna izany ny olombelona mpanota, mba hahazoana ny fahalalana feno sy azo antoka momba ireo toetra takìn’ny …
→
-
2072
Ny adidy takìn’ny Didy folo
Noho ireo didy folo milaza ny votoatin’ny adidin’ny olombelona amin’ Andriamanitra sy amin’ny namany, dia ambaran’izy ireo, ao amin’ny ventin-kevitra raketiny, ireo adidy lehibe takìny. Tsy miovaova mihitsy ireo didy folo ary …
→
-
2073
Ny adidy takìn’ny Didy folo
Ny fanekena ny didy dia mitaky adidy, izay raha ny votoatin’ny maha-adidy azy, dia antonony ihany. Ohatra, raràn’ny didy fahadimy ny fanevatevana amin’ny fitenenana, nefa mety ho fahadisoana lehibe na tsia izany, …
→
-
2074
“Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo”
Hoy i Jesoa : “Izaho no Voaloboka ; ianareo no sampany. Izay mitoetra ao Amiko ary Izaho ao aminy, izy io no mamoa be ; satria raha tsy Izaho, tsy mahefa na …
→
-
2075
“Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo”
. “ Inona no tsara hataoko, mba hahazoako ny fiainana mandrakizay ? - Raha te hiditra any amin’ny fiainana ianao, tandremo ny didy ” (Mt 19,16-17).
→
-
2076
“Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo”
.Tamin’ny asany sy tamin’ny toriteniny no nanamarinan’i Jesoa fa maharitra lalandava ny Didy folo.
→
-
2077
“Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo”
Tao anatin’ny fanekem-pihavanana nataon’Andriamanitra tamin’ny vahoakany no nanomezany ny Didy folo. Ao amin’io fanekem-pihavanana io sy amin’ny alalany no ahazoan’ireo didin’ Andriamanitra ny heviny tena izy.
→
-
2078
“Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo”
. Ny Lovam-pampianaran’ny Fiangonana, amin’ny fitokiana ny Soratra Masina sy manaraka ny oha-piainan’i Jesoa, dia manaiky marina fa manan- danja sy dikany lehibe tokoa ny Didy folo.
→
-
2079
“Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo”
.Ny Didy folo dia mirafitra ho amboaram-pitsipika iray izay ny “ teny ” na “ didy ” tsirairay ao amin’izany dia mifandray amin’ny fitambaran’ny didy manontolo. “ Ny mandika ny didy iray, …
→
-
2080
“Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo”
.Mirakitra fombam-piteny misy soa manokana avy amin’ny lalàna voa-Janahary ny Didy folo. Tamin’ny alalan’ny fanambaràn’Andriamanitra sy amin’ny alalan’ny sain’olombelona no nahalalantsika ny Didy folo.
→
-
2081
“Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo”
Ny Didy folo dia manambara ireo adidy lehibe takìny, ao amin’ny ventin-kevitra raketiny. Kanefa, ny fanekena an’ireo didy ireo dia mitaky koa adidy izay raha ny votoatin’ny maha-adidy azy, dia antonony ihany.
→
-
2082
“Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo”
Izay andidian’Andriamanitra, dia ataony azo tanterahina amin’ny alalan’ ny fahasoavany.
→
-
2083
« Ho tia ny Tompo Andriamanitrao ianao, amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo ary amin’ny sainao manontolo »
Nofintinin’i Jesoa amin’ity teny ity ireo adidin’ny olombelona amin’ Andriamanitra : “Ho tia ny Tompo Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo ary amin’ny sainao manontolo ianao” (Mt 22,37) [1] . Io …
→
-
2084
I. “Hitsaoka ny Tompo Andriamanitrao ianao, ary hanompo Azy”
Mampahalala ny Tenany Andriamanitra amin’ny fampahatsiahivana ny asany manan-kery tsy misy fetra, feno fahalemem-panahy ary manafaka eo amin’ny tantaran’ilay izay itenenany hoe : “Izaho no nampivoaka anao avy any amin’ny tany Ejipta, …
→
-
2085
I. “Hitsaoka ny Tompo Andriamanitrao ianao, ary hanompo Azy”
Manambara ny voninahiny amin’i Israely aloha ilay Andriamanitra tokana sady marina [3] . Mifamatotra amin’ny fanambaràn’Andriamanitra ny fanambaràna ny fiantsoana ny olombelona sy ny fahamarinany. Ny olombelona dia manana ny fiantsoana haneho …
→