Ny fitomboana amin’ny fahalalana ny finoana

Laharana 97 amin’ny Katesizy

“Ny Lovam-pampianarana Masina sy ny Soratra Masina no manorina ny tahiry tokana masin’ny Tenin’Andriamanitra”[86], izay amin’izany, toy ny eo amin’ny fitaratra, no ibanjinan’ny Fiangonana mivahiny eto an-tany an’ Andriamanitra, loharanon-karen’ny teniny rehetra.

Loharano ôfisialy ↗