Fanokanana sy fanirahana : mitory an’Ilay Mpanjaka ho avy
Laharana 942 amin’ny Katesizy
Noho ny iraka maha-mpaminany azy ireo, ny lahika “dia voantso koa hijoro ho vavolombelon’i Kristy, amin’ny fisehon-javatra rehetra sy eo anivon’ny fiombonam-ben’ny olombelona mihitsy”[494].