Fanokanana sy fanirahana : mitory an’Ilay Mpanjaka ho avy

Laharana 940 amin’ny Katesizy

“Ny maha-lahika ny lahika manokana, dia ny miaina eo anivon’izao tontolo izao sy ny manao ny raharahan’izao tontolo izao, antsoin’ Andriamanitra izy ireo hanao ny apôstôlàn’izy ireo eo amin’izao tontolo izao araka ny fiasan’ny lalivay, noho ny herin’ny fanahy maha-kristianina”[493].

Loharano ôfisialy ↗