Fanokanana sy fanirahana : mitory an’Ilay Mpanjaka ho avy
Laharana 937 amin’ny Katesizy
Ny Papa, “araka ny fanorenan’Andriamanitra, no manana ny fahefana fara tampony, feno, eo no eo mivantana ary manerana ny tany tontolo ho amin’ny fiadidiana ny olona”[491].