Fanokanana sy fanirahana : mitory an’Ilay Mpanjaka ho avy
Laharana 934 amin’ny Katesizy
“Avy amin’ny fanorenan’Andriamanitra, dia misy amin’ireo mpino, ao amin’ny Fiangonana, no voatokana ho mpandraharaha masina, izay ara-dalàna ny iantsoana azy koa hoe olom-boahosotra ; ny an’ny hafa dia antsoina hoe lahika”. Farany, misy mpino ao amin’ny sokajin’ny andaniny sy ny ankilany izay manokam-piainana ho an’Andriamanitra, amin’ny fanaovana voady hanaraka ny torohevitry ny Evanjely, ary mampiasa izany amin’ny fanirahana ny Fiangonana[489].