Hazo lehibe iray, maro sampana

Laharana 919 amin’ny Katesizy

Ny Eveka dia miezaka lalandava handanjalanja ny fanomezam-pahasoavana momba ny fanokanam-piainana vaovao nankinin’ny Fanahy Masina amin’ny Fiangonany ; ny fankatoavana ny endrika vaovao ny fanokanam-piainana dia natokana ho an’ny Foibem-pitondrana apôstôlika[464].

Loharano ôfisialy ↗