Iray loharano nipoirana …

Laharana 80 amin’ny Katesizy

“Mifaningotra sy mifandray lalina izy roa tonta. Satria samy avy amin’ Andriamanitra iray ihany ny loharano ipoiran’izy ireo, ka azo lazaina hoe mitambatra ho iray ary miroso ho amin’ny zava-kinendry tokana”[66]. Samy maneho sy mampamokatra ao amin’ny Fiangonana ny misterin’i Kristy izay nampanantena fa eo amin’ny mpianany “mandrakariva, ambara-pahatongan’ ny faran’izao tontolo izao” (Mt 28,20), izy roa tonta.

Loharano ôfisialy ↗