Vahoaka mpisorona, mpaminany ary mpanjaka.
Laharana 783 amin’ny Katesizy
I Jesoa-Kristy no Ilay nohosoran’ny Ray tamin’ny Fanahy Masina sy nataony ho “Mpisorona, Mpaminany ary Mpanjaka”. Mandray anjara amin’ ireo raharaha telo an’i Kristy ireo, ny Vahoakan’Andriamanitra manontolo, ary mizaka ny fiandraiketana ny fanirahana sy ny fanompoana avy amin’ izany[207].